Mila namana
Samoela
Aza fantatro anie, ny adiresinao iny e F'hamangivangiko anao matetika ange Aza fantatro anie ny télephone nao iny e F'handaniako 25 unités amin'ny télécarte e (2x) Fa ny bikasoanao iny, dia tsy matiko lolo o Ny tsikitsikinao iny ihany koa, dia mandorondoro Ny hevitra ambaranao amiko ange, ohatran'ny mifonofono o K'izany ny nahatonga anah, hisary zoro aminao 'zaho e Dia hikotikoty, dia hisavikavika Dia hikitikitika, dia hisarisarika e (2x) (2x) Efa fantatro fa, misy fitiavana e Anatin'ny lohanao e, misy fikasana Anatin'ny fonao e, misy entana oa Amin'ny atin'ny akanjonao any e, mila namana oa Ny amin'ny atin'ny akanjonao any e, K'aza hodianao fanina 'zany an F'isika sy ianao no mitambatra anie, Hikatsaka ny fifaliana Dia ho tonga amin'ny tanjona irina oa, Ho eny amin'ny tanin'ny sambatra Manao domy ny mpifankatia, ianao no mitelina ny double enina Manao ramy oa ny mpifakantia Tsy maninona hihafiko trefle e F'efa matotra tsara, ao amin'ny aradalana Tsy hanampiana ary tsy hanalana oa, f'efa matotra tsara e (2x) Ay Ay ie, ay ay la la la la Ay ay ie, ay ay ia o Ay Ay ie, ay ay la la la la Ay ay ie, ay ay ia o (2x)