Na dia lavitra
Rossy
Na dia lavitra sy feno fandrika aza Ny lalana mandeha mankany Tsy maintsy ho tody, tsy maintsy ho avy aho Fa manina anao aho izany e ... Na dia lavitra sy feno fandrika aza Ny lalana mandeha mankany Tsy maintsy ho tody, tsy maintsy ho avy aho Fa manina anao aho izany e ... Satria ny fitia manjohy, manaraka anao eny ihany Izay tia tena dia tsy mahalala ny elanelan-tany