Aiza Izy Izay

Mireille

Transposer:

[Intro]     [Verse 1] Aiza izy izay no tsy hita eto intsony Lasa lavitra angaha    Tsy tazako eto intsony Ny ahitra ao andrefan-tanàna any a Niarahanay nanala Ny rindrina lelafin’ny orana Tsy haharitra ny taona [Chorus]:        ô   ô  ô modia modia        F’efa hariva anie izany andro        ô   ô  ô modia modia        Miandry anie ny ao an-tanàna [Verse 2] Aiza izy izay no tsy hita eto intsony Lasa lavitra angaha    Tsy tazako eto intsony Ny varavarankely ery ambony Miempaka toa hiala Ny orana mandady ny rindrina Mamaritra tomany [Chorus]:        ô   ô  ô modia modia        F’efa hariva anie izany andro        ô   ô  ô modia modia        Miandry anie ny ao an-tanàna [Verse 3] Aiza izy izay no tsy hita eto intsony Lasa lavitra angaha    Tsy tazako eto intsony Ery an-dohasaha lonaka Mba lasa saina ihany Manjohy miakatr’ iny havoana iny aho e Tsy hita izay hantsoina [Chorus]:        ô   ô  ô modia modia        F’efa hariva anie izany andro        ô   ô  ô modia modia        Miandry anie ny ao an-tanàna [Outro] Aiza izy izay no tsy hita eto intsony

Du même artiste :

empty heart empty heart F#m, Fm, Em, A, D, Bm, F#, G, A7, D7, Db, E7, B7, Db7, C, G#, B
empty heart empty heart G7, C7, F, C, Bb, F7
empty heart empty heart C, A7, Dm, G7, C7, F, A, D7, F7
Dans cette chanson, il est question d'une quête de quelque chose ou de quelqu'un qui a disparu. Le protagoniste exprime sa nostalgie face à l'absence de cette présence familière, évoquant des souvenirs d'un temps partagé. La mélodie renforce ce sentiment de mélancolie, alors que les paroles parlent d'un paysage devenu étranger, avec des éléments comme la pluie et les murs qui semblent pleurer. Le contexte semble se situer dans un environnement où le changement et l'absence sont palpables, probablement dans une petite ville ou un village. L'idée de retourner au sein de la communauté, de retrouver ce qui a été perdu, traverse l'ensemble de la chanson, mettant en lumière le lien profond avec les racines et les souvenirs d'antan.