Somambisamby

Mahaleo

Transposer:

Somambisamby re ry lahy e toy ny andro diavolana Ka ontsaontsa ny fanahy fa maro ny olana Manembona ny any aminay tanàna tsy foina Mahatsiaro ireo havanay tsy hay hadinoina mba jerijereo Mba jerijereo ny tananàntsika aza avela hangina aza avela hangatsiaka Fa mbola ho tonga indray androany hitondra ny soa hitondra ny mamy Hirongo tantely hirongo vilany Toa mateti-pihavy kanefa ilay ora-panala Ka lasa ny saina miantefa hamangy ny malala Ka lavitra anefa ny any toa saro-banjinina Ny sento no hampitaina any veloma masìna ô Veloma masìna veloma ry tiana Alao ny alahelo handao ny akiviana Fa mbola ho tonga indray androany Hitondra ny soa hitondra ny mamy Hamafa tomany hamafa vinany Na dia maro aza ny zava-midona aza atao mampifezaka Aza kivy na very finoana  mandehana manezaka Ao anatin’ ny ngidy  ny mamy ka saro-takarina Misy ny ambony misy ny ambany izay no marina fa ny ady tsy vita Ny ady tsy vita fa mbola hitohy Ny mety tafita raha mamohifohy Ka raiso ny ampinga raiso ny hery   Handresy ireo kinga tsy maneritery Handrava fanànana hamokatra fery

Du même artiste :

empty heart empty heart D, A, E, F#m, Db
empty heart empty heart C, Em, Fmaj7, G, Am, Dm, C7, F
empty heart empty heart C, Bm, D, G, B, Em, Am
empty heart empty heart Dm, Gm, C, F, Bb
empty heart empty heart D, G, A, Bm
empty heart empty heart Bm, A, F#m, G, D, Em
empty heart empty heart D, Em, F#m, G, Bm, A
La chanson évoque des thèmes de lutte et d'espoir face aux difficultés de la vie. Elle parle de la nostalgie et du souvenir des êtres chers qui nous manquent, tout en encourageant à ne pas céder à la tristesse. L'artiste rappelle l'importance de garder la foi et de se battre contre les épreuves. Même si le chemin est semé d'embûches, il y a toujours une lumière à l'horizon, une promesse de jours meilleurs qui viendra. Le contexte de cette chanson s’inscrit dans une réalité où la vie communautaire et les traditions sont mises à l’honneur, tout en faisant face aux défis modernes. Elle souligne l’importance de la solidarité et du courage pour surmonter les obstacles.