Mofo tantely

Mahaleo

Transposer:

Hitako omaly ireo zanakao Tao an-tokotany tao nilalao. Tany Ampanantaovana aho mantsy omaly nandalondalo saika hamangy Teo am-bavahady aho no nijoro tsy nisy afa-tsy tanam-poo Hitondra bônbôn ve izaho sa sôkôla Ho an'ny zanakao mianadahy. Tsaroako ianao fahiny mihinana mofon-tantely Ity vetsovetso ataoko androany ity. Ho anao ilay tsy lany mamy. Mitovy aminao ikalavavinao Tahafiny ireo masonao Matahotra izy nahare varatra Varatra avy any an-danitra Ilay lahy kosa maherihery setra Mitovy taminao naditraditra Milalao ranon'orana izy dia mihirahira aviavia raha orana. Refrain (2x) Hitako omaly koa ilay vadinao Izy angamba mahafinaritra Niafona aho anefa toy ny mpangalatra Ny marimarina izaho menatra. hampanateriko ireo sôkôla Ho an'ny zanakao mianadahy tsy hifanatrika aho tsy handroso satria ianareo roa ho ambinin-tsoa

Du même artiste :

empty heart empty heart C, Bm, D, G, B, Em, Am
empty heart empty heart Dm, Gm, C, F, Bb
empty heart empty heart C, Em, Fmaj7, G, Am, Dm, C7, F
empty heart empty heart D, A, E, F#m, Db
empty heart empty heart F, G, C, Em
empty heart empty heart D, G, A, Bm
empty heart empty heart D, Em, F#m, G, Bm, A
La chanson évoque les souvenirs d'un parent qui se remémore des moments passés avec ses enfants, jouant dans le jardin. Il fait référence à un passage où il se souvient d'une visite à Ampanantaovana, et il se demande s'il doit leur apporter des bonbons ou du chocolat. Les réflexions sur le temps qui passe se mêlent à des images de famille et de bonheur simple. Le contexte est assez touchant, car il aborde les thématiques de la nostalgie et de l'amour familial. On ressent à travers les paroles le lien affectif entre le parent et ses enfants, ainsi qu'un sentiment d'hésitation face au passé et à la peur de s'affronter à certaines réalités. C'est une belle illustration des petits plaisirs de la vie de famille et des souvenirs qui perdurent au fil du temps.