Isekely

Mahaleo

Transposer:

Isekely ihany no mba mamiko Faniriko hatry ny elabe Masoandroko fifaliako Ka tsy mety ho adinoko Isekely ihany no fitaratra Itarafana ny fiainana Na ny masonao, na ny tsikinao Manome fanantenana Mba omeo sary Ataoko ambany ondana Hiantsoana ny nofy Nofinofin-tsika roa Misy zavatra tsy laitrako Manahirana ny saiko Tsy mampatory andro aman'alina Fa mampifoha maraina Tsy maintsy hianatra maraina Mbola hiverina ny hariva Dia hitsena, sy hanatitra Sao misy manadala Mampivezivezy Ianao sy ny fianarana Nefa ny fiainana Tsy vitan'ny fitiavana Isekely nefa tsy foiko Na dia mampijaly foana Ianao no kintana,Ianao no volana Fanilon'ny foko Isekely no mba secret -ko Tsy lazaiko an'iza n'iza Hanamboarako hamoronako (hanoratako) Hirahira vaovao Toa voninkazo Mbola ho ela vao halazo Ilay fitiavako Ny fitiavako anao

Du même artiste :

empty heart empty heart C, Bm, D, G, B, Em, Am
empty heart empty heart D, Em, F#m, G, Bm, A
empty heart empty heart Bm, A, F#m, G, D, Em
empty heart empty heart D, A, E, F#m, Db
empty heart empty heart C, Em, Fmaj7, G, Am, Dm, C7, F
empty heart empty heart F, G, C, Em
empty heart empty heart D, G, A, Bm
La chanson parle d'un amour profond et sincère, évoquant un lien qui apporte à la fois joie et souffrance. Le narrateur exprime son désir et son attachement à une personne spéciale qui illumine sa vie, comme le soleil et les étoiles. À travers des métaphores touchantes, il souligne comment cette relation l'inspire et lui donne de l'espoir, malgré les défis qu’il rencontre. Le ton est à la fois nostalgique et plein d'espoir, illustrant le combat entre les difficultés de la vie quotidienne et la force que lui procure cet amour. Ce sentiment de dévotion traverse les paroles, laissant transparaître une quête de sens par le biais de cet attachement unique.