Embona Sy Hanina

Mahaleo

Transposer:

Tonony 1 Embona sy_hanina Tsy hay mahafanina Ngoly ny fo mamelovelo Madisadisan’alahelo Ny havoana tazanina Tsy hita ho dinganina Fa_lavitra loatra ianao ka tsy tratra Ny aina marary ny fo maratra      Fiverenana      Fa ny antsoko ny_akony_no_mitampody      Mba hihiaka mafy anie_aho_fa_tsy_tody      Izay..jerena_toa_manjavozavo      Tako drahona sy vohitra avo      Fa mahery sy masiaka ny onja      Tsisy lakana afaka hitondra      Ny maso no alefa maminany      Hibanjina anao any ho any [Solo]       (2x) Tonony 2 Alahelo sy toloko Raha vao injay tsaroako Fa noho ny hasomparan’ny tany Izaho aty ianao lavitra any Tsy azo hiadiana ny anjara ’Zay ngamba no noheveriny_ho_tsara Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka Na dia mangidy mavesatra      Fiverenana      Fa ny ahy dia_fitia_tena_marina      Na anaty onaona_aza_ho_tafarina      Na halevina mety mandifotr’olona      Hiposaka haniry hamololona      Ny_hany hafatro dia ny_hoe_matokia      Fa izaho tsy hitsahatra ny_ho_tia      Tsy_ny halavirana tsy ny taona      No hahasakana ny fotsika tsy hihaona Solo Famaranana       (2x)

Du même artiste :

empty heart empty heart D, Em, F#m, G, Bm, A
empty heart empty heart Dm, Gm, C, F, Bb
empty heart empty heart F, G, C, Em
empty heart empty heart D, G, A, Bm
empty heart empty heart D, A, E, F#m, Db
empty heart empty heart Bm, A, F#m, G, D, Em
empty heart empty heart C, Bm, D, G, B, Em, Am
Cette chanson évoque des sentiments profonds de désespoir et de distance émotionnelle. Le chanteur exprime sa souffrance en ressentant une séparation douloureuse, parcourant des souvenirs qui semblent inaccessibles. Malgré la distance, il ressent un amour véritable et inébranlable qui le pousse à espérer, même face à l’adversité. Le contexte de cette œuvre pourrait refléter les défis des relations humaines, où la séparation physique ou émotionnelle crée des blessures. Cela touche à la nostalgie et à l'ardent désir de retrouver l'autre, illustrant ainsi l'intensité des sentiments qui peuvent persisté malgré le temps et l'espace.