Adin-Tsaina
Mahaleo
Tonony 1 Raha va__o maraina Dia lasa ny fisainana Mifantoka_ato an-tsaina Ny tena adim-piainana. Fiverenana Tapin-dalan-kaleha Ity izaho efa trotraka Ianao ihany anie D Cadd9 G No tena nisompatra Cadd9 / Aadd9 x2 Tonony 2 Izany ve moa No mba hany vitanao Ny zanantsika roa Dia nilaozanao amin’izao Fiverenana Any izao ianao Lasan’iny olon’iny Moa va adinonao D Cadd9 G Ireto zanatsika dimy Cadd9 / Aadd9 x2 Tetezana Adin-tsaina Vao maraina Cadd9 G Em .No ato an-dohako_ato .Satria lasa ny vadiko Cadd9 / Aadd9 x2 Tonony 3 La lala lala la la La lala lala la La lala lala la la La lala lala la Fiverenana Any izao ianao Lasan’iny olon’iny Moa va adinonao D Cadd9 G Ireto zanatsika dimy Cadd9 / Aadd9 x3