Zakaranda
Lolo sy ny Tariny
[Intro] Asus Ha_fa__hafa ho aho ny tontolon izy iny a Zaka_randa mipoapoaka Fofon-tany mando koa mba tiany Rehefa volana Oktobra O_ra_na mi_tendry ny fanitso Zay no hira tiany indrindra Lay masoandro mody ha_monjy ampitso Si_ne_many takariva [Refrain] Izy tsy nanao cahier de souvenira Lay alefa mandehandeha Tsy nanangona sarina mpihira Hatao peta-drindrina Nampatahotra azy ny bal amin ny alina Tabataba matimaty jiro Nampanofy ratsy nofinofy adala Na maraina aza tsy adino Ro_jo vola_fotsy tefin-karana Ta_zako eo an-tratra_ny Io no nano___me ahy hazavana Na_no_ro ny a_na_ra_ny La_sa bitsi_bitsiko i_san andro Rehef i_zay mba mifanena Lasa hira____hira_ko antoandro No_fi_ko ha_diva haraina [Refrain] Fa nitoetra teo ny fitiavako iny Tsy mba nisy resa-be Arahaba iray tsikiny nidify Samy lasana nandeha Samy mba nanohy ny eritreriny any Ny azy anie tsy fantatro Fa ny ahy niova hira ihany Asa izay raha tsapany Ha_fa__hafa ho aho ny tontolon izy iny a Zaka_randa mipoapoaka Fofon-tany mando lasa tiko Rehefa volana Oktobra