Ilay akanjo fotsy

Lolo sy ny Tariny

Transposer:

'Lay akanjo fotsy, Tsy nanaovanao Raha tsy andro alahady Iny indray izao No nampitafiana anao, Sanatria toa hanambady Kanefa anie...   Mitoetra anaty rahona any   Izaho re...   Tavela irery eto an-tany Tomany,malahelo, Migoka ranomaso B7(sus4)B7 oh! oh! oh! oh! Voninkazo kely Eo antratranao, Raozy kely sarobidy Toa an'iny anie no saika homeko anao, Raha toa isika roa nivady Indrisy anefa... Ny alahelo anao sisa No tonga eto... Hameno ora maro isa Mandrapahatongako eo ankakaikinao oh! oh! oh! oh! Volana tantely Rakotra fanala no, Mba hany hanjaranao Ny fitiavantsika, Tsy misy mpahalala, Vao mba tonga dia nandao Oviana moa... Ianao nihazakazaka Raha vao nahita ahy Avy any halavitra any Oviana koa... Ianao niteny moramora, Handao isika hivady Nataoko vazivazy Indro ianao matory, Mandry fehizay Tsy mihaino ahy intsony Voninkazo kely, saika mba haniry Kanjo tonga ny havandra.

Du même artiste :

empty heart empty heart D, D2, G, Bm, A, A2, C, Dm
empty heart empty heart F#m, A, Bm, E, D, C#7
La chanson évoque une relation amoureuse teintée de mélancolie et de regrets. Elle parle d'une promesse d'union qui semble inachevée, où l'un des partenaires se retrouve seul et triste en attendant l'autre. Des images de fleurs et de douceur sont utilisées pour exprimer les sentiments d'amour et de désespoir, tout en soulignant la beauté d'un moment partagé, qui ne sera peut-être jamais réalisé. Dans ce contexte, les références aux éléments naturels, comme les nuages et les saisons, renforcent l'idée de l'attente et du passage du temps. Le chanteur se remémore des moments doux qui contrastent avec la douleur de la séparation, exprimant ainsi une nostalgie palpable. C’est poignant et vibre d’une sensibilité universelle.