Lolo sy ny tariny

Hazo Midoroboka

Transposer:

(2x) Hazo midoroboka an'izy .Teo andrefan-tanana Tena nahatamana ny ankizy Manome aloka .Dadaben'i dadaben'i dadabe .Dia nahita azy anie .R'izareo nifandimby nandeha .Ny hazo nijanona Fantatr'ilay hazo daholo .Ireo mpifankatia Nandany ny hariva manontolo .Teo am-potony Tetezana .Nisy koa ny nanao maloto .Nandalo iray minitra .Teo koa no nigogogogo .'Reo voasazy naditra Soa, soa tokoa Ny hiran'ireo voronkely Tonga namangy tsiroaroa Namana tsy mba namery (2x) Nisy lehilahy tena nangitsy .Sady toa nila vola Izy nanapaka tsy nitsitsy .Io 'lay hazo fa tola Tetezana .Rantsany no nataony kitay .Ny sisa nalefa any an-tsena .Toerana maloka hatramin'izay Nanjary tsisy jerena Ory, ory tokoa Ny hiran'ireo voronkely Lasa nikopaka tsiroaroa Very fonenana very (2x) Nisy lehilahy tia nivazo .Be fitiavana be Izy no nividy ny hazo Ataony gitara be Tetezana .Dia nomeny an'ireo zazavavy .Ho namana f'izy hono handeha .Izy voatery hamika sahady Tananany lavitra be Soa, soa tokoa Ny hiran'ireo zazavavy Ny maraina vao mifoha Mikalo ny hiran'ilay bandy (2x) Hazo midoroboka an'izy .Teo andrefan-tanana

Cette chanson évoque la vie autour d'un arbre majestueux situé près de la ville, symbole de moments partagés et de souvenirs. Les enfants s'y retrouvent pour jouer et se réconforter à l'ombre de ses branches, tandis que les amoureux chuchotent des promesses sous son feuillage. Cependant, un homme avide, cherchant à vendre ce qu'il considère comme du bois, arrache ce lien précieux à la communauté, laissant un vide et une tristesse sur cet endroit qui résonnait de chants d'oiseaux et de rires d'enfants. Malgré la nostalgie qui s'empare des personnages, il y a aussi une note d'espoir, car l'amour et l'amitié continuent de fleurir, même face à l'adversité. Cela rappelle combien les lieux chargés de souvenirs peuvent être précieux dans nos vies.