Voninkazo Adaladala
Erick Manana
Ce chant est à 4 accords magiques! Il est montré ici dans la transposition originale: en le jouant avec des capo ou en le transposant, vous pouvez le ramener à Am, F, C, G.
Voninkazo adaladala Voninkazo tsy misaina Fa maniry samy rery eny an-tany karakaina Manodidina rehatra Efa ringitra avokoa Efa samy matory izy irery no mifoha Ity foko koa adala Tsy mba manadino e ! Ny rehetra raha mangina Izaho mbola mino e ! Mbola tena mahatsiaro Ilay fitiavako taloha Mbola velona ao am-poko Tsy mitsahatra mamoa Voninkazo, adaladala e ! Voninkazo, adaladala o !